Русский дом на Мадагаскаре I Maison Russe Madagascar 🇲🇬🇷🇺

@maisonrumg · education · Russian · active

Subscribers 2K Subscribers, last 30 days: 2K → 2K −10 24h
Reach per post (ERR) 12.9%255 avg views
Posting 1.8/day last 11 hours ago
Reactions per 1K views 49.8 ❤ 🔥 👍

🇷🇺🇲🇬 В Русском доме на Мадагаскаре проходит второй день выставки робототехники 🔹23 октября в Русском доме на Мадагаскаре продолжается выставка робототехники, организованная совместно с клубом CERISE при Национальной школе информатики Университета Фианаранцуа. 🔹Второй день посвящен семинару и практическим занятиям по программированию, электронике, работе с датчиками и созданию робототехнических систем. 🔹Мероприятие направлено на развитие технических навыков молодежи, популяризацию науки и поддержку малагасийских инженерных инициатив. Подписывайтесь на нас 🥰 ___ 🇷🇺🇲🇬 Mitohy ny hetsika Fampirantiana momban’ny Robotika ao amin’ny Maison Russe. 🔹Mitohy anio, 23 oktobra, ao amin’ny Maison Russe eto Madagasikara ny fampirantiana momba ny robotika, izay karakaraina miaraka amin’ny klioba CERISE, eo anivon’ny Sekolim-panjakana momba ny Informatika (ENI) ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa. 🔹Mifantoka amin’ny seminera sy ny fampiharana ara-teknika ny fandaharam-potoana amin’ity andro faharoa ity. Tafiditra ao anatin’izany ny informatika, ny elektrônika, ny fampiasana ireo fitaovana fandrefesana (capteurs) ary ny famolavolana sy fanamboarana rafitra robotika( Programmation). 🔹Tanjona amin’ity hetsika ity ny hampivelatra ny fahaiza-manao ara-teknika eo amin’ny tanora, hampiroborobo ny siansa sy ny teknolojia ary hanohana ireo tetikasa sy famoronana ara-teknolojika vokarin’ireo injeniera malagasy. Araho hatrany ny pejy 🥰

Views over time

05010015020023 Oct 12:1912 Nov 06:5617223 Oct 12:19: 0 views12 Nov 06:56: 172 views
Snapshots we took after posting.
WhenViews
23 Oct 2026, 12:190
12 Nov 2026, 06:56172

Who shared this post

Posts in other channels we index that link to this one. (Forwards with a hidden source can't be traced.)

Nobody yet.